Teny iditra mankatò (to)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho
Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir [1.3]
Ohatra 
1Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra? [2.4]
2Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankatò
Ny lasa : nankatò
Ny hoavy : hankatò
Filaza mandidy : mankatoava

Teny iditra mankato (ato)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Aller à, conduire à [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankato
Ny lasa : nankato
Ny hoavy : hankato

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20