Teny iditra mankasarotra (sarotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny manasarotra ihany fa tsy fampiasa firy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankasarotra
Ny lasa : nankasarotra
Ny hoavy : hankasarotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05