|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjohy |
| Fototeny | 2 zohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy
5 Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita 6 Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to follow; to pursue; to investigate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 suivre; poursuivre
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manjohy, 16 mihanjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|