Teny iditra manjilatra (jilatra)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misaraka na mielakelaka somaradimbana: Sao manjilatra ity lamba ity fa fehezo
Misy silany mlendaka; miempaka; miovaka: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro ka nanjilatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To graze and scrape something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Effleurer et écorcher; s'écorcher [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjilatra
Ny lasa : nanjilatra
Ny hoavy : hanjilatra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20