Teny iditra manjaitra (zaitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampikambana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Manjaitra palitao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To sew, to stitch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coudre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjaitra
Ny lasa : nanjaitra
Ny hoavy : hanjaitra
Filaza mandidy : manjaira
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20