Teny iditra manivoka (hivoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamatratra, mameno olona (ny trano) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manivoka
Ny lasa : nanivoka
Ny hoavy : hanivoka
Filaza mandidy : manivoha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31