Teny iditra mañitahita
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mampalaky, mandodona: Añao roa aza dia mahere mañitahita kilonga homam- bare mahamae (Aza dia mandodona mafy ny ankizy mihinam-bary mahamay re ianao) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31