Teny iditra |
manisy
(isy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Manao, manorina: Mañisy trano [1.78]
|
| Manampy, mametraka: Manisy siramamy ny ravimboafotsy ~ Manisy voninkazo eo ambony iatabatra Mamely, mamono amin' ny...: Manisy daka ny alika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To put in place; to cause to be [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mettre, placer; faire exister [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manisy |
Ny lasa : |
nanisy |
Ny hoavy : |
hanisy |
Filaza mandidy : |
manisia |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
manisy
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Misy [1.78]
|
|
Teny iditra |
manisy
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
mampirisika
[1.78]
|
|