Teny iditra manintsa-molaly (hintsana, molaly)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fitadiavan-javatra eran' ny trano [1.1]

Teny iditra manintsa-molaly
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Manaratsy, manazimba [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31