Teny iditra manindrika (tsindrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manafo trano amin' ny herana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manindrika
Ny lasa : nanindrika
Ny hoavy : hanindrika
Filaza mandidy : manindriha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20