Teny iditra manindimy (indimy (dimy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamerina indimy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire pour la cinquième fois [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manindimy
Ny lasa : nanindimy
Ny hoavy : hanindimy
Mpanahaka  manindroa ~ manintelo ~ maninefatra ~ maninenina ~ manimpito ~ manimbalo ~ manintsivy ~ manimpolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20