Teny iditra manifakifaka (kifakifaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manilika, mitsipaka, mandroaka, mampihataka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manifakifaka
Ny lasa : nanifakifaka
Ny hoavy : hanifakifaka
Filaza mandidy : manifakifaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05