Teny iditra mangorobaka (gorobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To pierce through, to thrust through. [1.2]
Ohatra Mazava mangorobaka Tafiditra any am-po! [1.263]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangorobaka
Ny lasa : nangorobaka
Ny hoavy : hangorobaka
Filaza mandidy : mangorobaha
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13