Entrée mangorintsina (horintsina)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany
¶ Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana
¶ Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo
Mitovy hevitra: mangintsina ~ migina ~ mikiririoka
¶ Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa [Rajemisa 1985]
Explications en français ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne [Abinal 1888]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31