Entrée mangorangorana (horangorana)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mahatsiaro torovandrovana toy ny hanavy: Injany manako ny kotrok' orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo ka mangorangorana / Mafana kanefa tsy voan' ny tazo (S. BEM) [Rajemisa 1985]
Explications en français qui ressent des douleurs dans les os [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Exemples - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 53]

Mis à jour le 2020/07/31