Teny iditra | mangoleda | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] (dihy) mandeha mitongetretra, ny faladia aroso dia velarina miankavia, miankavanana hatrany: tsiroaroa no miaraka, ka mifanesy toy ireny manao salegy ireny. [2.245] | |
Ohatra | Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.
[2.245] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |