Teny iditra mangitrakitrake
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mangitakitaka, mangovitra: Mangitrakitraka tokoa any lehe ka traka ao añaty rano manara ao (Mangovitra mihitsy any raha latsaka ao anaty rano mangatsiaka ao) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31