Teny iditra mangirifiry (hirifiry)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io
Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Painful [1.2]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05