Teny iditra mangeoka (heoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangeoka
Ny lasa : nangeoka
Ny hoavy : hangeoka
Tovy hevitra mangeokeoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05