Teny iditra mangaro-mosary
Singan-teny mangarona ; mosary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kilalaon' ankizy mipaipaika ny vava sady mimonomonona (ninoan' olona taloha fa nitarika mosary, hono, izany kilalaon' ankizy izany) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17