Teny iditra mangarom-biby an-davaka
Singan-teny mangarona ; biby ; lavaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitady loza izay tsy tokony ho avy akory
Mitovy hevitra: saka matory ka alam-bolombava
Misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16