Teny iditra mangarika (harika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery manao maso mitsivalana amin' ny sasany, mariky ny hasosorana, tsy fitiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To look askance, to stare at obliquely, to scowl at. [1.2]
 To scowl, to glare at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Regarder de travers, avec colère [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangarika
Ny lasa : nangarika
Ny hoavy : hangarika
Filaza mandidy : mangariha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20