Teny iditra manganana (hanana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy [1.1]
 Mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Douce-amère [1.13]
Tovy hevitra mangananganana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20