Teny iditra mangaho (haho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] Mangataka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy To beg. (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangaho
Ny lasa : nangaho
Ny hoavy : hangaho
Filaza mandidy : mangahoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20