Teny iditra |
manesika
(sesika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa iray: Manesika hanina zazakely Manisy sesika: Manesika ondana [1.1]
|
| Manisika zavatra ao anatiny hampibontsina azy [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | To stuff in, to push in by a force [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fourrer dans; faire entrer par la force [1.8]
|
| Rembourrer [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manesika |
Ny lasa : |
nanesika |
Ny hoavy : |
hanesika |
Filaza mandidy : |
maneseha |
|
|