Teny iditra | manempontsempotra (sempotsempotra (sempotra)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Ohatra | Rivotra manempontsempotra nampihataka ahy taminy hatramin' ny fifampiarahabanay voalohany izany, ary inoako koa fa tsy miafina aminy ny fanalavirako ny ho eo anilany.
[2.5] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |