Teny iditra manelisely (selisely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampandalo na mametraka zavatra eo anoloan' olona mba hanelingelenana azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manelisely
Ny lasa : nanelisely
Ny hoavy : hanelisely
Filaza mandidy : manelisele
Tovy hevitra manaselisely ~ maneloselo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20