Teny iditra |
mandrovitra
(rovitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8]
|
Ohatra | Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandrovitra |
Ny lasa : |
nandrovitra |
Ny hoavy : |
handrovitra |
Filaza mandidy : |
mandrovita |
|
Ohabolana |
|