|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandroso |
| Fototeny | 2 roso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny
5 Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny 6 Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao 7 Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny 8 Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika 9 Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany 10 Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison
[1.8] |
| Ohatra |
13 Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao.
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how mandroso |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 Mandroso |
| Singan-teny | 21 mandroso |
| Sokajin-teny | 22 anarana (gazety) |
| Voambolana | 23 Mpanonta printy, gazety |
| Fivaditsoratra | Mandroso, mandroso |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25 |
|