Teny iditra mandroky (roky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamitaka amin' ny fodiana adala [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandroky
Ny lasa : nandroky
Ny hoavy : handroky
Filaza mandidy : mandrokia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20