Teny iditra mandrodorodo (rodorodo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao zavatra haingana; mandodona, mampanao zavatra haingana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrodorodo
Ny lasa : nandrodorodo
Ny hoavy : handrodorodo
Filaza mandidy : mandrodorodoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05