Teny iditra mandroaka (roaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho
Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa
Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To drive away, to expel
To drive a herd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Expulser, chasser
Pousser un troupeau devant soi [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandroaka
Ny lasa : nandroaka
Ny hoavy : handroaka
Filaza mandidy : mandroaha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20