Teny iditra | mandriny | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manakaiky, manatona [1.78] | |
Teny iditra | mandriny | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Akaiky [1.78] | |
Fivaditsoratra | mandriny, manindry |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |