Teny iditra mandrehitra afo
Singan-teny mandrehitra ; afo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy To light a fire. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Allumer le feu [1.8]
Ohatra Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16