Teny iditra mandranondrano
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mitarehin-drano, mitera-drano: Mandranondrano aba ny laitsa amin'ny tongotso sy avy nasian'itoy fañafaña itoy (Mitera-drano ranona ny fery amin'ny tongotra rehefa avy nasian'ity fanafody ity) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31