Teny iditra mandrahoa (handro)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahandro [fitanisana]
Ohatra Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy mano-kana, ka mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy. [2.857]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/31