Teny iditra | mandrabaka (rabaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandentika, manatsofoka, mampiditra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To thrust in, to pierce through. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Enfoncer, plonger [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |