Teny iditra | mandokoroka (dokoroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan' ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |