Teny iditra | mandio (dio) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manala loto: Mandio tanàna Manala pentina: Mandio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1] | ||||||||
[Sihanaka, Tambahoaka] Manadio [1.78] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To cleanse, to purify [1.2, 1.7] | ||||||||
To brighten [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nettoyer, purifier [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | manadio | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandio io | ||||||||
Fivaditsoratra | andomy, dinamô, mandio, manody, midona, mindao, mionda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |