Teny iditra mandinaka (dinaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamely, mandaboka, mikapoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandinaka
Ny lasa : nandinaka
Ny hoavy : handinaka
Filaza mandidy : mandinaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20