Teny iditra mandasitra (lasitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manery amin' ny rantsantanana aforitra sy aolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pinch [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandasitra
Ny lasa : nandasitra
Ny hoavy : handasitra
Filaza mandidy : mandasira

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20