Teny iditra mandanto (lanto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandamina, mandahatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To set in order, to arrange [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bien disposer, mettre en ordre [1.8]
Ohatra fa mandona ny eritreritra raha zava-mifanipaka, ary mandanto ny eritreritra raha zava-mifanankina. [2.299]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandanto
Ny lasa : nandanto
Ny hoavy : handanto
Filaza mandidy : mandantoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20