Teny iditra mandalotra (lalotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy lalotra
Mandama [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To plaster, to polish, to varnish [1.2]
 To plaster, to cover with a coating [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enduire, crépir [1.8]
Ohatra Manisy feta, mandalotra. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandalotra
Ny lasa : nandalotra
Ny hoavy : handalotra
Filaza mandidy : mandalora
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20