Teny iditra mandady ny trambo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza loza avy misoko mangina [1.1]
Singan-teny mandady ; trambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16