Teny iditra mañazoña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Manatatavana, misodika, manadio rano: Lehe tsa mañazoña ny rano hosotroana ane añareo ko marare voafo (Raha tsy manadio ny rano hosotroina anie ianareo ka marary kibo) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31