Teny iditra manavanavana (avanavana (avana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] [ mañavañavaña ] Mamirapiratra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Resplendir [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manavanavana, manavanavan-, manavanavam-, manavanava-
Ny lasa : nanavanavana, nanavanavan-, nanavanavam-, nanavanava-
Ny hoavy : hanavanavana, hanavanavan-, hanavanavam-, hanavanava-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20