Teny iditra manatsotsotsotso (tsotsotsotso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampamoaka feo toy ny an' ny zavatra dorana ka lemana tampoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsotsotsotso
Ny lasa : nanatsotsotsotso
Ny hoavy : hanatsotsotsotso
Filaza mandidy : manatsotsotsotsoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20