Teny iditra | manatsoaka (tsoaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa mafana loatra ny andro [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arracher, déboîter, extraire, abroger, se dédire de [1.3] | ||||||||
Déduire, retirer [1.13] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |