Teny iditra manatsimbadika (tsimbadika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manohoka: Manatsimbadika ny vilany
Mampikodia [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsimbadika
Ny lasa : nanatsimbadika
Ny hoavy : hanatsimbadika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05