Teny iditra |
manatrika
(atrika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. [1.2]
|
| To face, to meet face to face [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire face; assister à [1.8]
|
Ohatra |
1 | Avia manatrika, avia manoioana.
[2.245]
|
2 | Manatrika an' Ilaidama ve ianareo?
[2.528]
|
3 | Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena.
[2.472]
|
4 | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manatrika |
Ny lasa : |
nanatrika |
Ny hoavy : |
hanatrika |
Filaza mandidy : |
manatreha |
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mañatrika
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Mitahy, manampy [1.78]
|
|